Dikan'ny teny : fongana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy misy tavela, raya, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay. ΒΆ M.h.: Tsy misy miangana, tapitra, majifa, mafafa. ? Lany nolanina, lasa daholo. - t.i.f.: Fonganana na fonganina, afongana, voafongan, nofinongana 1 mamongana manafongana, famongana, mpamongana 1 amonganana, famonganana I mahafongana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel