Dikan'ny teny : fongarina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fongatina (fongatra) mt. ih, (fongary na fongaty): Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina eto amin' ity toerona itY. (• Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany. ? Tsahivina indraY, nefa efa navalon'ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha.., Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel