Dikan'ny teny : fongorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fongotra) mt. ih. (fongory): Foanana hatramin'ny fakany, ravana tanteraka, taperina, ringanina: Tokony hofongorana ny toaka sy ny rongony fa manimba taranaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel