Dikan'ny teny : fongotra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. sady mt. ih. ft.: Foana, raya: Fongotra hatrtimin'ny fotony ny mandan'i Jerosalema. • Tapitra, tsy misy,maty, mmaso, lany tamingana, fongana, lany:Fongotra ny vary ao an-tsompitra. / Fongotra ny taranany. • Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto. 1 t. f.: Fongorana, afongotxa, voafongotra ( mamongotxa, famongotra, mpamongotxa / amongorana, famongorana i mahafongotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel