Dikan'ny teny : fonitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). - F.-p.: Manao sikim-ponitra: mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel