Dikan'ny teny : fonja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda. 1 Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by, - t.i.f.: Mafonja. Ahitsio
2 a.: Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony. Ahitsio
3 a.: Miaramila atao fiandry: Atao fonja: arotsaka ho anisan'ny miaramila atao fiandry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel