Dikan'ny teny : fono

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny eo ivelan'ny zavatra manafina na mandrakoira ny tenany: Ataovy tsara fono io zazakely io sao mangatsiaka, - t.i.f.: Fonosina, afono, voafono / mamono, famono, mpamono ) amonosana, famonosana I mifono, fifono, mpifono ( ifonosana, fifonosana / mahafono, fonosana. - F.-p.: Fonom-boany: ny jabora mandrakotra ny voankena. / Fonon-janany: fonon' ny zaza ao an-kibo, ahitra. j fonon-tondro: fono hoditra ataon'ny mpanao kiraro amin'ny fanondrony mba tsy haharatran'ny kofehy ny tanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel