Dikan'ny teny : fonosana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan'ity entana ity, 1 Zavatra ao anatin'io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho, s Mafy fonosana: kahihitra. ( Maty am-ponosana: voafono tsars aoka izany: Nataony maty am-ponosana ilay ariary folo nomeko azy. / Kely am-ponosana:enti-milaza zavatra kely raha jerena araka ny fonony, nefa be vidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel