Dikan'ny teny : fonosina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fono) mt. ih. (fonosy): Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandaua. • Atao ao anatin'ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandriuotra ny andro, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel