Dikan'ny teny : fony

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazandrano toy ny marakely. • Karazam-boromailala manga, Ahitsio
2 ppt. feh.: Teny mpampiankina fehezan-kevitra, ~ enti-milaza fotoana efa lasa ela, mitovy amin'ny hoe nony, tamin'ny: Fony nitsangantsangana tany Ambohidroa izahay nihaza voromailala. / Fony Rabe minisitry ny fambolena no niuidiananay ity trano Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel