Dikan'ny teny : fora

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandidiam-poitra, famorana. - t.i.f.: Forana, voafora ) mamora, famora, mpamora ) amorana, famorana ) mifora, fifora, mpifora ) iforana, fiforana I mahafora. - F.-p.: Fora-Nanahary: enti-milaza ny zaza miseho ho toy ny efa voafora hatrany an-kibo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel