Dikan'ny teny : foraha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lehibe mahatratra 15 ka hatramin'ny 30 m ny haavony ary 0,60-0,80 m ny savaivony, fanaovana hazon-tsambo ary ampiasain' ny mponina amorontsiraka hanaovana lakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel