Dikan'ny teny : forehitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: May tsy misy horaisina. •H.i.: Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. - F,-p.: Kila forehitra: maytanteraka ary tonga lavenona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel