Dikan'ny teny : forofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny hoditxa mivotrovotro voan'ny bontsimbontsina kely madinika. • Bontsfmbontsina kely madinika, votrovotro: Forofo-nendra ireny amin'ny tarehiny ireny. 1 Rakotra bontsimbontsina kely madinika, rakotra votrovotro. - t.i.f.: Mamorofotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel