Dikan'ny teny : forohana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kitay hazo efa may nirehitra ny llany, - F.-p.: Tapa-porohana sisa tsy may: enti-milaza ny kely sisa tamin'ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin'ny olona saika efa maty avokoa. ) Tsy toko tsy forohana: mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? b) habetsahana: tsy toko tsy forohana ny fahauoazana (entimilaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa). ) Foam-porohana na poporohana: tsy misy na inona na inona intsony fa lany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel