Dikan'ny teny : forona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana zavatra tsy mbola nisy. i t. L f. : Foronina, voaforona I mamorona, famorona, mpamorona f amoronana, famoronana j miforona, fiforona, mpiforona ( iforonana, fiforonana I mahaforona. Ahitsio
2 a.: Karazan'ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel