Dikan'ny teny : foronina

Hampiditra dikany vaovao
1 (forona) mt. th. (forony): Atao misy, nefs tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny heuitrao, izao tontolo izao? 1 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto. / Inona izany kilalao noforonin'Isambilo izany? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel