Dikan'ny teny : forosety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. fourchette) a.: Fitaovana madinika amin'ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana na fitsindromana solon'ny tanana, ataon'ny olona koa hoe sotrorovitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel