Dikan'ny teny : fory

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vava fivalanana. ? Ny maha-vehivavy. - F.-p.: Fory maty hozatra: enti-milaza vehivavy efa dila ny fotoana tokony hanambadiany, olona tsy mahalala menatra. ( Forin'antsamotady: ilay toerana ametrahana ny vato amin'ny antsamotady. ( Forin-daka: ireo toerana manodidina ny laka amin' ny fanorona. / Tsy mahalala forin-daka: tsy mahalala izay abidiny akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel