Dikan'ny teny : fosa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Filazana kileman'olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran'ny hafa mba hanaratsiana azy. - t.i.f.: Fosaina, afosa, voafosa / mifosa, fifosa, mpifosa / ifosana, fifosana. Ahitsio
2 a.: Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin'ny alika ary mitovy endrika amin'ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin'ny alina andripahany ny akoho amam-borona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel