Dikan'ny teny : fosaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fosa) mt. ih. (fosao): Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono, a-ho! e Lazaina ny hadisoana takona nataon'ilay tenenina: Aza fosaina ny namanao fa aleo uandana imaso, hoy ny Ntaolo, toy izay uandana iuoho, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel