Dikan'ny teny : foserina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fositra) mt. ih. (fo-sera): Loahana: Nofoseriny tamin'ny homamanta ilay hazo ka loaka. 1 Ahodina, kosehina ao anaty, dilorina: Fosero it? hazo ity hiteraka afo. e Atao haingankaingana: Nofoseriny ny raharahany ka tsy hita akory dia uita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel