Dikan'ny teny : fositra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo mafy dilorina eo ambonin'ny hazo malemy anankiray hahazoana afo. - t.i.f.: Foserina, afositra, voafositra / mamositra, famositra, mpamositra / amoserana. famoserana 1 mifositra, fifositra, mpifositra / ifoserana, fifoserana / mahafositra. Ahitsio
2 a,: Bibikely homana ny fakan'ny zavamaniry, toy ny fary, voavahy... * Ohab.: Fositro ue no tsy ambolem-boavahy: tsy ny loza mety ho tonga amin' ny asa atao na amin'ny zavatra ampiasaina anankiray akory no tokony hanafoanana io asa na zavatra io, fa ny fitandremana no tokony ha-tao betsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel