Dikan'ny teny : fotafota

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin'ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin'ny tena na amin'ny manodidina ny tena. - t.i.f.: Fotafotaina, afotafota, voafotafota / mamotafota, famotafota, mpamotafota / amotafotana, famotafotana / mifotafota, fifotafota, mpifotafota / ifotafotana, fifotafotana / mahafotafota, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel