Dikan'ny teny : fotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama. ΒΆ M.h.: Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin'ny rano. 1 t.i.?.: Fotahina / mamotaka / mifamotaka, fifamotaka / ifamotahana, fifamotahana / mahafotaka / mamotafotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel