Dikan'ny teny : fotetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loto mitakovana toy ny fotaka malemy mipetaka amin'ny tena. 1 Zavatra mitsiranorano raraka amin'ny taratasy na amin'ny tany ka mandoto. 1 Fahapotrahana ka tsy tafarina teo amin'izay nahalavoana intsony. - t.i.f.: Fotetahana, fotetahina, voafotetaka, afotetaka / mamotetaka, famotetaka, mpamotetaka / amotetahana, famotetahana / mifotetaka, fifotetaka, mpifotetaka / ifotetahana, fifotetahana / mahafotetaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel