Dikan'ny teny : fotitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifamadihan-javatra ka ny tokony ho ambony lasa ambany. - t.i.f.: Afotitra, mamotitra, famotitra, mpamotitra / amoterana, famoterana / mifotitra / ifoterana, fifoterana / mahafotitra, mifamotitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel