Dikan'ny teny : fotografia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. photographie) a.: Fakana sary amin'ny alalan'ny hazavana avy amin'ny zavatra alain-tsary izay miraikitra amin'ny plaky natao manokana ho amin'izany ka apetaka amin'ny taratasy ary mamoaka ilay sary ny sary azo amin'izany, ka amin'izay izy dia matetika atao hoe "sary foto": Ny fotografian' ny fianakauiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel