Dikan'ny teny : gadra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. i t.i.f.: Agadra, gadrana, voagadra, ginadra 1 managadra, fanagadra, mpanagadra / anagadrana, fanagadrana 1 migadra, figadra, mpigadra I igadrana, figadrana / mahagadra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel