Dikan'ny teny : gadragadra

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fihararetrana feon'olona toy ny vaky na feon-javatra toy ny mitriatra nony voadona, tsy mikarantsana fa toa mitriatra. • p. t.: Mihararetra toa vaky, farimparina: Gadragadra ny feonao izany. - t.i.f.: Agadragadra I migadragadra,figadragadra. Ahitsio
2 a.: Karazam-borona (Pteroeles). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel