Dikan'ny teny : gadralava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao antranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin'ny vozony sy ny tongony, izay natohin'ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketslka eran' ny efitrano nisy azy ihany izy imeo). Ny Gadrafohy kosa dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel