Dikan'ny teny : gaigy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Gegy a.: Romotra: Alika gaigy. 1 Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin'olona. i tif: Gegena I managaigy, fanagaigy, mpanagaigy / anagegena, fanagegena I mahagaigy I gaigigaigy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel