Dikan'ny teny : galeoka

Ny hoe “galeoka” dia anarana ilazana ny toaka gasy nentim-paharazana, indrindra ilay vita amin’ny fermentation sy distillation ny fary. Any amin’ny faritra sasany, indrindra any Betsileo, igywzms wgbjgt dia io no anarana ampiasaina ho an’ny rhum gasy na toaka mahery vita an-trano. Matetika koa izy io no ampiasaina amin’ny fiteny andavanandro hoe: “Misotro galeoka” = misotro toaka gasy. “Io galeoka io tandremo” = mitandrema amin’ny toaka, satria mety hampamo na hampidi-doza. (Io no hevitra hita ao amin’ilay hira Galeoka an’i NIU RAZA.) Noho izany, amin’ny ankapobeny: galeoka = toaka gasy / ppyylb rhum artisanal malagasy mahery. Ahitsio
(30/05/2026 13:24 - Nampidirin'i calain)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1436