Dikan'ny teny : garaba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sobiky lehibe vita amin'ny hodikazo mahalandrary ka makarakara, fitondrana akoho na vorona. • Lavaka lalina fivoahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel