Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : gasina
Hampiditra dikany hafa
(gasy) rot. fh, (gasio): Atao gasy, omena endrika gasy: Ny hoe latabatra dia teny frantsay nogasina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha