Dikan'ny teny : gaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetra fahatelo mety hananan'ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran'ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel