Dikan'ny teny : gazety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, gazette) a.: Taratasy be velarana vita soratra, mivoaka ara-potoana (na isan'andro na isan-kerinandro) filazam-baovao sy fanehoan-kevitra. - F,-p,: Gazety vava: fanelezana tsaho. / Manao gazety, mpanao gazety: olona izay mamoaka gazety no antondraharaha ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel