Dikan'ny teny : gehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (gaika) mt. ih. (geho): Terena, fehezina: Nogehiny tamin'ny hetra ny valahany, / Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha. • Giazana, tsy avela hivoaka: Geho ao antrano ireto ankizy ireto. Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada mba hianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel