Dikan'ny teny : gehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fehy, fatorana: Tsy nataony tsara gehy ny enta-na. - t.i.f.: Gehezina, agehy, voagehy, ginehy / managehy, mangehy,fanagehy,fangehy, mpangehy, mpanagehy 1 angehezana, fangehezana 1 migehy, figehy 1 igehezana, figehezana 1 mahagehy 1 gehigehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel