Dikan'ny teny : gejaina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Gejana (geja) mt. ih, (gejao): Fatorana mafy: Gejao ity kofehy • Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako. / Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany. ? Terena: Gejao roba hitaon-jejika izy. • Ta' nana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel