Dikan'ny teny : gena

Hampiditra dikany vaovao
1 Genagena a.: Fitondranjavatra moramora sy amimpitandremana amin'ny tanana. - t.i.f.: Agenagena, genagenaina, voagenagena / mangenagena, fangenagena, mpangenagena 1 angenagenàna, fangenagenàna 1 migenagena, figenagena, mpigenagena f igenagenàna, figenagenàna 1 mahagenagena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel