Dikan'ny teny : gidro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby mitovitovy habe amin'ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin'ny olona. 1 H. i.: Olona ratsy tarehy. Ahitsio
2 Gidrogidro, Gidroka a.: Fe on-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra. - t.i.f.: Agidrogidro, tafagidrogidro 1 managidrogidro, fanagidrogidro, mpanagidrogidro 1 anagidrogidroana, fanagidrogidroana 1 migidrogidro,figidrogidro, mpigidrogidro 1 igidrogidroana,figidrogidroana 1 mahagidrogidro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel