Dikan'ny teny : gina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy misy feo re: Gina ny tannin. Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ha gina tara). 1 Marenina: Gina ny sofiko azon'ny tabataba. I Mangina, fangina, mpangina f anginana, fanginana f hahanginana, fahanginana f migina, figina, mpigina 1 iginana,figinana f mahagina f gingina 1 mangingina. ΒΆ M.h.: Kina, sina, mangina, tankina, tsy miteny, tsy miloa-bava, tsy miloa-peo, tsy miteny tsy mivolana, mihimoka, mizai-molotra, mikombom-bava, tsy ahitanteny, mafy vava, vitsy teny, misaraka aman-teny, moana; Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel