Dikan'ny teny : ginehy

Hampiditra dikany vaovao
1 (gehy) mt. ih, misy tsofoka in: Voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy. •Terena: Raha tsy noginehin'ny ray amandreniny izy tsy nety nianatra. ? Fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany uao tonga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel