Dikan'ny teny : gioka

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren' ny olona. - t.i.f.: Agioka, tafagioka f migioka, figloka, mpigioka / giogioka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel