Dikan'ny teny : gisa

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. gus) a.: Vorona anisan'ny lehibe amin'ny vara-na ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsars hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza. - t.i.f.: Gisagisa, migisagisa. - F,-p.: Tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty: enti-milaza zavatra mahalana dia mahalana no ahitana azy na ho hita aza. f Misoko ohatra ny ron-gisa: enti-milaza zavatra izay tsy hita maso ny fiasany nefa ny vokany ao ihany. * Ohab.: Gisalahy homanketsa ka ny maka ny an'olona indray no avo feo: entimilaza ireo olona ratsy nefa be vava ka mova tsy ny mitolo-tena. ΒΆ M.h,: Ny mamo indmy no miantso polisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel