Dikan'ny teny : goana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo re avy amin'ny varavarana harafesin-tsavily mivoha na mirindrina. ~ Famohana miriadriatra ny varavarana. - t.i.f.: Goanana, agoana, voagoana 1 managoana, fanagoana, mpanagoana 1 anagoanana, fanagoanana 1 igoanana, figoanana 1 mahagoana 1 goangoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel