Dikan'ny teny : goanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (goana) mt. ih. (goany): Vohaina mafy miriadriatra: Nogoanany ny varavarana ka taitra ny zazakely. Atomboka, tohizina: Goany kosa indray ny anjaranao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel