Dikan'ny teny : gogo

Hampiditra dikany vaovao
1 (Skl) na Vahona (Btm) a.: Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm (Arius madagascariensis). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin'ny olona ho azo alefa amidy any lavitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel