Dikan'ny teny : gorobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Loaka tanteraka an-daniny sy an-danfny avy. - t.i.f.: Gorobahana, agorobaka, voagorobaka, tafagorobaka / managorobaka, fanagorobaka, mpanagorobaka ( anagorobahana, fanagorobahana J migorobaka, figorobaka, mpigorobaka / igorobahana,figorobahana(mahagorobaka, gorobadrobaka, mangorobaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel